- Alarobia 12 Jona 2019
Any Ivelany.Frantsa Mitokona ny mpiasan`ny fahasalamana
Niparitaka manerana an`i Frantsa ny fitokonana nataon`ny mpiasan`ny fahasalamana.
Hamaky ny tohinyNiparitaka manerana an`i Frantsa ny fitokonana nataon`ny mpiasan`ny fahasalamana.
Hamaky ny tohinyNanapa-kevitra ny Fitsarana Avo ao Botswana mba hametrahana lalàna ho toy ny mpanao heloka bevava ny fiarahan’ny olon-droa mitovy fananahana na ‘’homosexualité’’.
Hamaky ny tohinyToeran-mpisakafoanana, fandraisana olona ambony miisa 547 no voatery nakaton`ny polisy Iranianina tao Teheran noho ny resaka tsy fanarahan-dalàna mifehy ny fisakafoanana.
Hamaky ny tohinyMpifindra monina enina no maty nalentiky ny ranomasina ary olona 57 no avotra ny ainy omaly maraina, tany Lesbos Grèce.
Hamaky ny tohinyAn`arivony ny mponina tao Port-au-Prince Haiti no nidina an-dalambe ny alahady lasa teo nitaky ny fanesorana ny filohan`ny Repoblika, Jovenel Moise.
Hamaky ny tohinyNiatrika fivoriana vonjimaika ny filankevitry ny Vondrona Afrikanina teo anivon`ny fandriampahalemana taorian`ny fifandonana nahafatesana olona maro tao Khartoum ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohiny